|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana 4 misy ny teny hoe : mandraka

Ohabolana 1Aza adala lava ohatra ny valalanamboa : mandrak' antitra ka mitsipika ihany. [2.558 #362]
Aza adala lava toa valalan' amboa : mandrak' antitra mitsambikimbikina ihany. [2.415 #2062, 2.653]
Dikanteny frantsayNe soyez pas toujours sot, comme les sauterelles de chiens qui ne font que sautiller jusqu' à la vieillesse. [2.415 #2062]
Fanazavana frantsaySe disait des lourdauds. [2.415 #2062]

Ohabolana 2Kibo malain-kanan-dratsy : mandraky ny efa ho faty, ka mbola mandroso aretina ihany! [2.558 #1641]
Kibo malain-kanan-dratsy : mandraky ny efa maty ka mbola atao mandroso aretina ihany. [2.653]

Ohabolana 3Otrik' afon' ampombo, ka mangidy mandra-maraina. [2.415 #32]
Dikanteny frantsayFeu de son, conservé sous la cendre : jusqu' au matin, il exhale une fumée âcre. [2.415 #32]
Fanazavana frantsaySe disait d' une affaire terminée, puis remise en discussion. [2.415 #32]

Ohabolana 4Valalanamboa : mandadilady mandrak' antitra. [2.558 #4839]

Fizahan-teny