Entrée zazahova
Mots élémentaires zaza ; hova
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo [1.1]
Exemples 
1Mangataka arahaba, toa Zazahova. [2.69]
2Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy. [2.508]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/27