Entrée zakarandaha
Partie du discours nom
Définition malgache (Jacaranda acutifolia) hazo vahiny, lehibe sy avo rehefa tena antitra, matroka ny trongany, manao an-tsalohy volomparasy tanora ny voniny sady mivondrona be, ary mipoitra alohan' ny raviny, amin' ny lembalemban' ny faritra tsy tena mafana no tena aniriany ka ny volana Oktobra sy Novambra no mamony be ary ny volana Mey sy Jona no mamoa [Akademia 2005]
Vocabulaire 
Nom scientifique Jacaranda acutifolia
Autres orthographes 

2015/11/12