Entrée |
vivy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bara]
Anaram-borona, tsiriry [1.78]
|
| Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy [1.1]
|
Explications en anglais | A small waterfowl, a species of goose; in some dialects, a small grebe [1.7]
|
Explications en français | Grèbe [1.54]
|
| Espèce de toute petite oie sauvage; grèbe [1.8]
|
| Grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [4.22]
|
| Grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [4.22]
|
Nom scientifique | Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis |
Exemples |
1 | Ny vivy no tompon' ny dobo.
[2.245]
|
2 | Ary ireo rehetra ireo dia fihinana daholo, ary ny vivy tokana no tsy mba tia' ny Malagasy ho hanina
[2.48]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | ~ |
Proverbes |
|
Entrée |
vivy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Bezanozano]
(duplicatif de vy, donc : « qui est assez dur », en parlant du bois).
Acridocarpus vivy Arènes (Malpighiaceae). Arbre de 10-15 m. Bois d'intérêt secondaire.
[1.196]
|
Nom scientifique | Acridocarpus vivy |
Vocabulaire |
|