Entrée vangy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [1.1]
Explications en français Visite [1.3]
Dérivés 
 

Entrée vangy
Partie du discours nom
Explications en malgache Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [1.1]
 Ombalahinify [1.13]
Explications en anglais Dents canines des chiens
Longueur des dents chez un individu [1.2]
Explications en français Mandibule, canine [1.13]
Exemples Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba. [2.5]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11