Entrée vakiambiaty
Mots élémentaires vaky ; ambiaty
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana omena any anivon-tany ny vary afafy amin' ny volana Septambra (izay ahavakian' ilay zavamaniry atao hoe "ambiaty") ketsaina amin' ny volana Desambra ary jinjaina amin' ny volana Avrily na Mey eo ho eo [1.1]
Explications en français  [Merina] (on nomme vaki-vony les boutons floraux qui viennent de s'ouvrir ; il s'agit ici des fleurs de l' ambiaty). Nom du riz repiqué en deuxième saison ; parce que ce repiquage doit se faire quand s'ouvrent les premières fleurs des ambiaty. Voyez l'article vary : types de culture. [1.196]
Exemples Efa manomboka ho masaka ny vakiambiaty, ka mavo mena Betsimitatatra, sady notarafin' ny masoandro ndeha hody ka mainka koa nivolom-bolamena naharenoka ny maso. [2.499]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  varialoha

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/20