Entrée vahiny
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika
Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha [1.1]
Explications en anglais A stranger, a foreigner, a guest [1.7]
Explications en français étranger; hôte [1.8]
Exemples 
1Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. [2.445]
2Vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270]
3Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée vahiny
Partie du discours nom vahy et pronom
Explications en malgache Tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha [1.1]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/18