Entrée v
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [Rajemisa 1985]
Définition française Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache. [Abinal 1888]
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée V
Partie du discours adjectif
Définition malgache marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les nombres

Entrée V
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache Singa mivaingana, faha-23 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Définition anglaise Vanadium [3.1]
Vocabulaire 
Nom scientifique v|V

2019/08/17