Entrée tsipilavaka
Mots élémentaires tsipy ; lavaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1]
Exemples Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka. [2.332]
Vocabulaire 
Synonymes antsipilavaka

Mis à jour le 2023/06/12