Entrée | tsimbotry | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [1.1] | |
Explications en anglais | The adrisa grasshopper before it has its wings [3.1] | |
Explications en français | La sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1] | |
Exemples | Tsy tsimbotry aman'adrisa ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra fa valala avy lavitra ny havanao ka mifidy taon-kihaviana [2.131] | |
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | |
Hypéronyme | ||
Co-hyponymes | ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tsimbotry | |
Mis à jour le 2023/04/26 |