Entrée tsimatra (tsy, matra)
Partie du discours nom
Définition malgache Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana
¶ Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] fantsika, hazo [Rakotosaona 1975]
Analogues  tsima-day
Exemples Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana. [Andraina: Mitaraina, page 45]

Entrée tsimatra (tsy, matra)
Partie du discours nom
Traduction française  [Bezanozano, Merina, Tanala] (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). Arbre à fruits comestibles, agréables. Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Salacia madagascariensis subsp. dentata

Mis à jour le 2020/07/31