Entrée tsikirity
Partie du discours nom
Définition malgache Voronkely mitovitovy bika amin' ny fody, fa kely ary matetika miara-dia aminy saingy mpanara-dia fotsiny, nahatonga ilay ohabolana hoe: "Tsikirity momba fody: tsy tompon-dia fa mpanaraka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the weaver-finch [Hallanger 1973]
Définition française le bouvreuil nain. Spermestes nana, Pucheron [Abinal 1888]
 bouvreuil nain [Rajemisa: Vakoka]
 petit oiseau, le bouvreuil nain [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Spermestes nana
Exemples Indreny ny fitatra liana ady, ny fody mpisodisody, ny tsikirity mpisitisity fa samy niantsa ny kalony avy, hitory ny hamamin' ny miaina. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Citations 
Articles 

Entrée tsikirity
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry mandadina fihinan-dravina ( Mussaenda arcuta) [Rajemisa 1985]
Définition française petite liane dont on mange les feuilles. Mussaenda arcuta, Lam. [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Nom scientifique Mussaenda arcuta
Exemples tsikirity iray ala
vonin-tseva iray lohasaha
[Fox: Hainteny, numéro 63]

2017/11/09