|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  trandraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany
4 Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)16  trandraka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 tail-less tenrec (Tenrec ecaudatus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Fanazavàna teny frantsay  20 tenrec commun (Tenrec ecaudatus) [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org]
21 grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org]
22 hérisson [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  23  Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [2.245#57]
24  "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [2.48]
Voambolana  25  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  26 tandraka
Tovy hevitra  27 kelora
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09