Entrée tovana
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra [1.1]
 Fanampìn-javatra mampitombo ny halavana [1.13]
Explications en anglais An addition at the end [1.7]
Explications en français Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant [1.3]
 Rallonge [1.13]
 Rallonge: ce qu'on ajoute à la fin [1.8]
Exemples Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany. [4.27]
Dérivés 
 

Entrée tovana
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsirinteny ao aorian'ny fototeny [1.13]
Explications en français Suffixe [1.8, 1.13]
 Affixe [1.66]
Vocabulaire 
Dérivés 
Analogues  tovona ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa ~ tsofoka
Tableaux et planches tous les affixes

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/10