Entrée | tonon-taona | |
Mots élémentaires | tonona ; taona | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1] | |
[ tonontaona ] Vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13] | ||
Explications en français | Saison [1.5] | |
[ tonontaona ] Saison [1.13] | ||
Vocabulaire | Géographie: (en général) | |
Synonymes | vanin-taona | |
Mis à jour le 2023/06/18 |