Entrée toetany
Mots élémentaires toe- (toetra) ; tany
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns...
Fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13]
Explications en français Climat
Structure du sol [1.13]
Exemples 
1Mahasalama an'i dera ny toetany any. [2.442]
2Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606]
Vocabulaire 
Mots composés 
Autres orthographes 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/11/21