Entrée | tetanosy | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13] | |||
Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] | ||||
Explications en français | Tétanos [1.13] | |||
Exemples | Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy.
[2.424] | |||
Vocabulaire | Santé | |||
Mots composés |
| |||
Analogues | fanenitra ~ tomboka | |||
Illustrations | ||||
Mis à jour le 2023/08/11 |