Entrée tefoedra
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina avy amin' ny mikraoby iray manokana izay atao hoe basilin' i Eberth, avy amin' ny sakafo, ary miditra any amin' ny tsinay, ka ny famantarana azy dia tazo tsy mety miafana sy fivalanana matetitetika; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahaloahan' ny tsinay ny tefoedra [1.1]
 Anarana omena ny aretina vokatry ny fidiran'ny mikrôby ao amin'ny tenan'ny olombelona [1.13]
 Jereo "Tazo tefoedra" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 188] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explications en anglais Typhoid fever [1.7]
Explications en français Fièvre typhoïde [1.8]
 Typhoïde [1.13]
Exemples Ny tefoedra dia miteraka hafanana izay miakatra mandritra ny 5 andro. [2.424]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Anglais: typhoid.

Mis à jour le 2023/09/14