Entrée tataro (tatatra)
Partie du discours impératif du verbe passif tatarana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [1.1]

Entrée tataro
Partie du discours nom
Explications en malgache Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1]
Explications en français Toit plat et provisoire; baldaquin [1.3]
Exemples ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona [2.313]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée tataro
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka, Bezanozano] Anaram-borona [1.1, 1.78]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/23