Entrée tako-pery
Mots élémentaires takotra ; fery
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka [1.1]
 [ takopery ] Ra maina manakona ny fery [1.13]
Explications en anglais Scab; lit. the cover of a sore. [1.2]
Explications en français [ takopery ] Croûte [1.13]
 Croûte de plaie [1.5]
Exemples 
1Maina ireo fery ary lasa takopery. [2.424]
2Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery. [2.643]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/21