Entrée sosoarano
Mots élémentaires sosoa ; rano
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taifasy] sosoa be rano [1.78]
Exemples Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/11/25