Entrée somotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra [1.1]
Explications en français La barbe du menton [1.3]
 Barbe de l'homme
Pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes [1.196]
Exemples 
1Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [2.245]
2Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 
Articles 

Mis à jour le 2023/10/02