Entrée sokonina
Partie du discours nom
Définition malgache [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona 1937]
Vocabulaire 
Nom scientifique Hypsipetes madagascariensis
Synonymes horova ~ horovy ~ horovana ~ sokoreva ~ tsikorovana

2017/12/11