Entrée soatoavina
Mots élémentaires soa ; toavina
Partie du discours nom
Explications en français Valeurs morales [1.5]
Exemples 
1Ny politika, raha ny famaritana azy, dia ny fiarovana ny tombontsoa sy ny soatoavina [4.27]
2Ny filàna tsy mamono ny soatoavina, manosika handika lalàna izy saingy henatra no aterak' izany [1.369]
3Fa ny "tanindrazana samy manana ny azy, ny vady aman-janaka samy manana ny azy, ny tokantrano samy manana ny azy", ireo indray kosa no soatoavina izay iantohan'ny Andriantokana fa harovany [2.508]
4Hita ato anatin' ity tantara fisehatra ity ny mpampianatra sy mpanabe mampita ireo teny maintimolaly nefa tsy lany tsiro, mampahatsiahy ny riba sy ny soatoavina ary misintona ny saina hitodika amin' ny maha zava-dehibe ny tantaram-pirenena [2.528]
5Olana goavana tsy fanajana ny soa toavina izany, fa koa fomba fiangarana izay tokony hapetraka amin' ny BIANCO, rehefa tsy misy hetsika avy amin' ny CNE izay tsy nahagaga ny fahanginany. [4.27]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/09/14