Entrée si
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache (na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Illustrations 

Entrée Si
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache Singa mivaingana, faha-14 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Définition anglaise Silicon. [3.1]
Définition française Silicium. [3.1]
Vocabulaire 
Nom scientifique si|Si

2009/05/05