Entrée | salanisa | |
Mots élémentaires | sala ; isa | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8) [1.1] | |
Explications en français | [ salan' isa ] Moyenne des nombres [1.13] | |
Vocabulaire | Mathématiques: arithmétique | |
Mis à jour le 2023/10/02 |