Entrée s
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra. [Rajemisa 1985]
Définition française Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache. [Abinal 1888]
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée S
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache  Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Définition anglaise Sulfur. [3.1]
Définition française Soufre. [3.1]
Vocabulaire 
Nom scientifique s|S

2017/07/02