Entrée rosianina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra): Hatramin' ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina
Momba an' i Rosia, an' i Rosia na avy any Rosia: Misy boky na tantara malagasy efa voadika amin' ny teny rosianina [1.1]
Explications en anglais Russian [3.1]
Explications en français Un Russe, une Russe
Le russe [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: russe.
Autres orthographes 
Analogues  Rosia

Mis à jour le 2022/02/01