Entrée ringa
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika [1.1]
Dérivés 

Entrée ringa
Partie du discours nom
Explications en malgache Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa [1.1]
  [Taisaka] Tolona (ady)
Mangahazo (kilalao) [1.78]
  [Bara] Tolona kilalao (amin'ny samy olona) [1.78]
  [Tanosy] Tolona [1.78]
  [Bara] Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa [1.1]
Vocabulaire 
Origine Anglais: ring.

Entrée ringa
Partie du discours nom
Explications en français  [Sakalava] (Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile). Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis (Arènes ) Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 3924. Voir aussi aboringa. [1.196]
Nom scientifique Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31