Entrée randrana
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tambahoaka] volon-doha [Rakotosaona 1975]
 Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana
¶ Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:
¶ Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa
¶ Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona
¶ Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a plait, a tress of hair. [Richardson 1885]
 a braid [Hallanger 1973]
Traduction française entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux
¶ arrangement des paroles [Abinal 1888]
 tresse [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 7]
Citations 

Entrée randrana
Partie du discours nom
Traduction française plante aquatique à tubercules [Abinal 1888]
  [Merina] (de randrana : tresse des cheveux de femmes). « Plante aquatique à tubercules », d'après Malzac. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31