Entrée rameva
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony. [1.1]
Explications en anglais A camel. See angamenavava, angamia [1.2]
Explications en français Chameau [1.54]
Vocabulaire 
Analogues  angamenavava ~ angamia
Article 

Mis à jour le 2022/07/18