Entrée rajako
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy
¶ Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise see Jako [Richardson 1885]
 a monkey (African) [Hallanger 1973]
Définition française singe [Rajemisa: Vakoka]
 singe (africain) [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes jako
Articles 

Entrée rajako
Partie du discours nom
Définition anglaise Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri) [Mittermeier: Lemurs]
Définition française propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri) [Mittermeier: Lemurs]
Vocabulaire 
Nom scientifique Propithecus diadema
Tableaux et planches Les Lémuriens

2019/12/12