Entrée raiketa
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry: Nankaiza ny olon-tety? no rindrina sisa mijoro / ny tafo nikipaka iray, ny rihana sy andry nikoro; / raiketa sy ambiaty ary se-va no sisa miandry tanàna. (Dox) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a species of prickly-pear commonly used for fences (Introduced (?) It is known in Mauritius as raquette. The fruit, rubbed over the soot of a rice-pot, is used as a substitute for blacking. Thorns of it in the flesh are removed by poulticing the part with the roasted fruit. Opuntia ferox. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Opuntia ferox
Autres orthographes 

Mis à jour le 2012/05/03