Entrée ra
Partie du discours nom
Définition malgache Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise blood [Hallanger 1973]
Définition française le sang [Abinal 1888]
 sang [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot ra (1): Andramasina

Entrée ra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] zavatra [Rakotosaona 1972]

Entrée ~ra~
Partie du discours infixe [Mots avec ~ra~]

Entrée ra-
Partie du discours article [liste complète]
Définition malgache Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [Richardson 1885]
 prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1973]
Définition française préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1974]

Entrée ra
Partie du discours particule [liste complète]
Définition anglaise  [Provincial] an interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?)
¶ See va, moa [Richardson 1885]

Entrée Ra
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache radiôma [Rakotonaivo 1993]
 singa mivaingana, faha-88 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Définition anglaise radium [3.1]
Vocabulaire 
Nom scientifique ra|Ra

2019/08/17