Entrée prezi
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana
Filoham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: président.

Mis à jour le 2020/07/31