Entrée paosy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo) [1.1]
Explications en anglais A pocket [1.7]
Explications en français Poche [1.3, 1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Français: poche.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31