Entrée | ngodona | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A hollow sound [1.2] | |||||||||||||||
Explications en français | Bruit des pas [1.3] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Son | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Anagrammes | dongona, ngodona |
Mis à jour le 2020/07/31 |