Entrée mpanampy (ampy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1]
 Olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13]
Explications en français Auxiliaire [1.13]
Exemples 
1kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. [2.643]
2Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114]

Entrée mpanampy (ampy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Zanateny entina manamafy teny iray [1.13]
Explications en français Auxiliaire [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  mpanampy mahay roa

Mis à jour le 2023/02/07