Entrée mpamerin-drà
Mots élémentaires mpamerina ; ra
Partie du discours locution
Explications en malgache [ mpamerindra ] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  mpanelirà

Mis à jour le 2023/09/08