Entrée mivonkin-kozatra
Mots élémentaires mivonkina ; hozatra
Partie du discours locution
Explications en malgache Re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo [1.1]
 Fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/10/30