|
|
|
|

Entrée1  mivadika (vadika)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mampiseho ny ilany na ny lafiny tsy mbola niseho: Efa nivadika ve ireo lamba mihahy ireo [1.1]
4  Mifandiso ka ny lafy ratsiny indray no miseho fa tsy ny lafy tsarany: Loza fa nivadika ny akanjonao teny an-dalana [1.1]
5  Manova ny tehezana atao ambany mandry indray: Efa afa-mivadika ny marary [1.1]
6  Miova ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Nivadika ny anao taty aoriana ka izaho nanao soc azy indray no nofofoiny. / Nivadika tampoka teo lahy ny andro [1.1]
7  Mitsipaka: Ny mivadika ny teny natao no anisan' ny ratsy indrindra [1.1]
8  Mihohoka ka ny ambony no lasa ambany: Nivadika ny lakana ka saika maty daholo ny mpandeha [1.1]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  Mitsoa-pahana, miova fenitra, mitsoaka ny teny natao, mitsoaka orimbato, mivadibadika toa lela may, manao tsimbadiboanampotsy, manao tsimbadik' amponga, miroa lela, miodina, malady ofana, mangala-belirano
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot mivadika

Mis à jour le 2023/08/16