Entrée mitombo (tombo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mihalehibe; mihamaro
  [Rajemisa 1985] Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy
¶ Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina
¶ Miitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io
¶ Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao
¶ Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy
Mitovy hevitra: mamokatra ~ manana ~ manao hararaotra ~ manjanaka ~ mihalehibe ~ mihamafy ~ mihasarotra ~ mihombo ~ miitatra
Mitovy hevitra: manabe voho ~ manao be filaza ~ manao filazan-dRamitraho ~ manao kitsanitsany ~ manao laza habobo ~ manao laza masaka ~ manao laza rezatra ~ manao lazam-balala ~ manao tera-bao filaza ~ manitatra ~ masadroatelo ~ matavy filaza ~ milaza valamaty
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to increase; to grow
Explications en français  [Hallanger 1974] croître, augmenter
  [SLP 1986] croître, pousser, grandir, se développer
Dérivations 
Morphologie 
mitombo
nitombo
hitombo
mitomboa
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 82] Mitombo saina tokoa ny ankizy,Mitombo fanahy,Mitombo vatana koa, tsy azo lavina.
Citations 

Mis à jour le 2022/09/14