Entrée misotro (sotro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona.
Mitovy hevitra: manala hetaheta ~ manao gagaka ~ manao gok' omby ~ manao gorodana ~ manao kararana ~ miala hetaheta ~ miboboka ~ migoka ~ minona ~ mitohoka [1.1]
Explications en anglais To drink [1.7]
Explications en français Boire [1.8]
Morphologie 
Présent : misotro
Passé : nisotro
Futur : hisotro
Impératif : misotroa
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/31