Entrée mihoaka (hoaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1]
Explications en français Faire des efforts pour vomir [1.54]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mihoaka
Passé : nihoaka
Futur : hihoaka
Synonymes mihoakoaka
Analogues  dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20