Entrée |
mihaona
(haona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
[1.1]
|
Explications en anglais | To meet with some one, to meet, to join, to unite with. [1.2]
|
| To meet with [1.7]
|
Explications en français | Se rencontrer [1.8]
|
Exemples |
1 | Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona.
[2.324]
|
2 | Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana.
[2.471]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mihaona |
Passé : |
nihaona |
Futur : |
hihaona |
Impératif : |
mihaonà |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mihaonà
(haona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mihaona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
|