Entrée migoboka (goboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
Explications en anglais Hollow, as the sound of a drum [1.2]
Explications en français Sonner creux, comme un coffre vide [1.3]
 Sonner creux, produire un son sourd [1.5]
Exemples 
1Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. [2.470]
2angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : migoboka
Passé : nigoboka
Futur : higoboka
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/02/12