Entrée |
manitatra
(itatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra
[1.1]
|
Explications en français | élargir, agrandir, exagérer, étendre [1.13]
|
Morphologie |
Présent : |
manitatra |
Passé : |
nanitatra |
Futur : |
hanitatra |
Impératif : |
manitara |
|
Proverbes |
|