Entrée mandringa (ringa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly
(zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany
Mitovy hevitra: mihantsika ~ mikirimbana ~ mikolepaka ~ mikotringa ~ milepaka ~ mitolantsika ~ mitoletsika ~ mitolitsika ~ tolaka ila ~ tsapika [1.1]
Explications en anglais To limp [1.7]
Explications en français Boiter, clocher [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mandringa
Passé : nandringa
Futur : handringa
Impératif : mandringà
Proverbes 
Articles 

Entrée mandringà (ringa)
Partie du discours impératif du verbe actif mandringa [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20