Entrée |
mandahilahy
(lahilahy (lahy))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana [1.1]
|
Explications en anglais | To use the expression lahilahy
[1.2]
|
Exemples | Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy!
[2.436]
|
Morphologie |
Présent : |
mandahilahy |
Passé : |
nandahilahy |
Futur : |
handahilahy |
Impératif : |
mandahilahia |
|
|
Entrée |
mandahilahy
(lahilahy (lahy))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en anglais | [Provincial]
In the provinces, to circumcise. [1.2]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
mandahilahy |
Passé : |
nandahilahy |
Futur : |
handahilahy |
Impératif : |
mandahilahia |
|
|