Entrée | manandria | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa [1.1] | |||
Vocabulaire | Musique: instruments | |||
Mots composés |
| |||
Hypéronyme | ||||
Co-hyponymes | ||||
Anagrammes | amindrana, indramana, manandria, mandarina, mandriana |
Mis à jour le 2023/03/19 |